Aller au contenu

fachada

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Galisiana

[Ovay]

Anarana iombonana

fachada

  1. endrika ivelany
  2. zavatra rehetra ampiasaina hanafenana ny fahadisoana, ny asa ratsy, sns

Tsiahy

Portogey

[Ovay]

Anarana iombonana

fachada

  1. ny endrika ivelany (an'ny tranobe)
  2. zavatra rehetra ampiasaina hanafenana zavatra, indrindra fa ny asa ratsy

Fanononana

  •  
 

Tsiahy