Aller au contenu

Distrikan' Anjozorobe

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Anjozorobe)

18°24′00″S 47°52′00″E / 18.400000°S 47.866670°E / -18.400000; 47.866670

Distrikan' Anjozorobe
Velarantany 4 292 km2
Isam-ponina 442 244 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Antananarivo
Faritra Analamanga
Fiantsonan' ny fiara mpitatitra ao Anjozorobe
Distrikan' Anjozorobe ao amin' ny Faritra Analamanga.

Ny Distrikan' Anjozorobe dia distrika eto Madagasikara, ao amin' ny tapany avaratra-adrefan' ny Faritanin' Antananarivo, ao amin' ny Faritra Analamanga. manana velarana 4 292 km2 ho an' ny mponina miisa 442 244. Andalovan' ny lalam-pirenena faha-3 ilay distrika. Ny Tahirin-javaboarin' Anjozorobe-Angavo dia 11 km atsinanan' ny tanànan' Anjozorobe.

Ny tanànan' Anjozorobe

[hanova | hanova ny fango]

90 kilômetatra any avaratr' Antananarivo no misy an' Anjozorobe. Eo amin' ny lafy ankavanan' ny renirano Mananara, zanadranon' i Betsiboka, renirano ngeza indrindra eto Madagasikara. Ny isan' ny mponin' Anjozorobe dia 20 000.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' Anjozorobe

[hanova | hanova ny fango]
Distrikan' Anjozorobe ao amin' ny ny Faritanin' Antananarivo

Ao amin' ilay distrika dia misy kaominina roa ambin' ny folo, ambonivohitra sy ambanivohitra, dia ireto izany:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ny distrika ao amin' ny Faritra Analamanga