Aller au contenu

Lalam-pirenena faha-10

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 25 Jiona 2024 à 17:28 nataon'i 41.213.235.225 (dinika)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

Ny Lalam-pirenena faha-10 (RN 10) dia lalana tsy vita tara, lalam-pirenena anisan' ny sokajy faharoa eto Madagasikara, izay mirefy 512 km, mamakivaky ny Faritra Atsimo-Andrefana sy ny Faritra Androy, avy eo Andranovory mankany Ambovombe.

Toerana andalovan' ny lalam-pirenena faha-10

[hanova | hanova ny fango]

Avy any andrefana mankany atsinananaWest:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]